-
Tena efa mahasahy l’ty ny mpangalatra a. Aiza ve
lesy dia ny Talen’ny polisy ao Toamasina avy no hendahina.
-
Ka teknika atao mba hampatezitra azy fotsiny
ireny.
-
Inona koa ny
tombontsoa azo amin’ny fampitezerana ny talen’ny polisy ?
-
Ka hain’elà fa ny polisy rehefa tezitra dia
miteniteny foana.
-
Dia maninona ?
-
Ka
dia niteniteny foana tokoa io talen’ny polisy io. Ireo 4 x 4 an’i Camille Vital
avy no lazainy an’ny Sinoa.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire