-
Tsara
bango be l’ty ny volon’i Hery a.
-
Ka
iny nge saim-bola be eh !
-
Tsisy hidirana mihintsy.
-
Misy
ka. Lery nge mbola tsy lany filoham-pirenena.
-
Dia maninona ?
-
Ka
mbola tsy hananany ilay « a » amin’ny « vola » ,dia ilay
«o » aloha no ataony tsara karakara.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire