-
Ny
olona hono rehefa sarom-piaro dia tena tia izay. Ndry ve ry Berthe mba
sarom-piaro ?
-
Ie. Ahoana mihintsy !
-
Ahoana
ary raha mampirafy ny vadin-ndry ?
-
Dia
tsy mampaninona. Ny karama isam-bolana fotsiny no ilaiko tsy miova.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire