-
Teto
Antananarivo mba nilamin-damina ihany fa tany amin’ny faritra SAVA iny hono
orana be tamin’ny faran’ny herinandro teo.
-
Ilay
fitarihan’i Hery no nahatonga an’izany !
-
Orana
avy ve lesy dia hidiran’ny pôlitika a.
-
Tsy
orana iny fa ranomaso. Ranomasom-pahakivian’ny bois de rose.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire