Lany hevitra Rajoelina amin’ny Amerikanina. Nataony daholy
zao rehetra izao fa mbola tsy tian’ny be kintana ihany izy.
-
« Inona no fika amin’ity » hoy izy
nangataka hevitra tamin’i Ratsirahonana.
-
«
Manaova hoatran’i Mandela, hoy Ratsirahonana, iny tian’ny Amerikanina be.
-
«
tsy efa taraiky be ve zany. Ny firenena ary ty efa namidintsika » hoy
Rajoelina.
-
«
Tsisy taraiky izany. Enao ary mbola tsy ampy 40 taona akory. Mbola afaka
manambady in-telo tsara »
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire