Nampirafy ny vadin’i Bema . Tiany ho tsorina ny marina nefa matahotra izy sao dia sarahan’i Bema ka ahodiny ny resaka.
-
Dada !
Tena tia ana ve ianao ?
-
Ie !
-
Hoatrany ahoana ?
-
Hoatran’ny tendrombohitra.
-
Faly
be a zany fa tsy hisaraka amiko mihintsy ianao satria hoatran’ny tendrombohitra
ny fitiavanao ana.
-
Ie ! fa raha tratrako mampirafy dia atsipiko avy eny.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire