dimanche 22 décembre 2013

TERITERY

-    Nandray fepetra nge hono l’ty Hery tamin’iny 2e tour iny no nampitombo ny vatony teto Antananarivo.
-    Fepetra inona ?
-    Ho saziany ireo nomeny vola nefa tsy nifidy azy.
-    Ahoana koa no halalany an’izany
-    Jereny any amin’ny dada rabe hono.


Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire