-
Hain’elà ny hanohanany Rajoelina ny mpanao rugby
toy izay ny mpanao foot ?
-
Ry
zareo mandresy foana a !
-
Tsy
izany. Tsy afaka manao foot Rajoelina satria ny tongony ila efa any France.
-
Fa maninona ?
-
Ka
andro sisa no isaina dia ho lany Robinson.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire