dimanche 15 décembre 2013

TOURNÉE



Avy nanao tournée eraky Madagasikara i Bodo.  Saika ho alefany eny amin’ny TVM ny video-n’ny fampisehoany.

-          «  Hevitra mety ve aky zany ? » hoy izy nanontany ny namany.
-          «  Raha zaho ndry  tsy alefa any, ndry nge olona akaiky an’i Robinson » hoy ty namany
-          « Tsy olana zany eh ! »
-          «  Hamono ny varotra an-dry nge oa zany ! »
-          « Fa ahoana ? »
-          « Ka ataon’ny TVM hoatran’i Robinson eo fa ataovy ! Izay tanàna nahazoana olona vitsy ihany no hasehoany. »



Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire