-
Fa
inona no mampalaelo an’elà eo ry Bema ?
-
Ka voatarika amin’ny score lesy Robinson
a !
-
Zavatra
tsy hinanan-kanina zany koa no mampiasa saina an’elà eo.
-
Ka
hoatran’ny mijery baolina ihany lesy io a ! Elà tsy handray « coupe »
fa malaelo rehefa resy ny ekipan’elà.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire