dimanche 19 janvier 2014

AGOA



Nalaelo be Thor kely mpamaky trano raha naheno fa i Hery no lany filoham-pirenena.

-          Fa inona no mampalaelo an’elà amin’izany ? hoy ty namany nanontany azy.
-          Ka olona tsy tian’ny amerikanina nge io eh ! Dia tena tsy hiverina indray ‘zany ny AGOA raha izao.
-          Mampaninona an’elà koa nefa raha tsy miverina ‘zany ? Elà nge l’ty mpamaky trano eh !
-          Ka mbola ho maro ihany ny tsy an’asa dia tsy hihena mihintsy izany ny isan’ny concurrent antsika

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire