-
Inona
moa l’ty ny dikany « anti » amin’ny teny gasy ? hoy Ledoma
nanontany ty namany
-
« Miaro amin’ny » hoy ilay namany
-
Ary tena ho hampiarahako amin’ny mamany lisany zany
ny zanako lahy raha izany. Lery mantsy mitady hifoka môly.
-
Ela ve mitapitapy eh !
-
Tsy mitapitapy zany a fa mikatsaka izay hasoa azy
fotsiny. Mamany lisany nge l’ty anti-mola e
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire