-
Henoko
l’ty fa hoe hanao fampihavanana hono Hery.
-
Fampihavanana
inona koa ! Ravalomanana ary hono tsy ho ampodiany.
-
Zany ve ? ary mety
fampihavanam-pianakaviana izany no ataony. Izy sy Rajoelina koa mantsy tsy
mifankahazo.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire