mercredi 15 janvier 2014

FANANTENANA



Nividy akanjo vaovao Bema :

-          Mety hiverina amiko ve Rasoa raha manao ireto akanjo ireto a ? hoy izy nanontany ny namany.
-          Tsy hiverina amin’elà intsony oa iny sipa iny fa efa miaraka amin’ny olon-kafa.
-          Za lesy mbola manantena a !
-          L’ty koa lesy be fanantenana a,  hoatran’ny mpomba an-dRavalo o ! Na dia efa fantatra aza fa ho valider ny CES ilay vokatra feno hosoka dia mbola manantena zavtra hafa ihany.


Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire