Miresaka
Dadan’i Balita sy Dadan’i Fenitra
-
Tena
tsy vitako l’ty raha tsy manao firaisana a mandritra ny roa andro a hoy Dadan’i Balita
-
Nefa
za ary zao io efa ho fito andro no tsy
nanao firaisana hoy ny Dadan’ny fenitra
-
Zany ve. Fa maninona ?
-
Ke efa ampy ana nandritry ny herinandro ilay
fafinaretana azoko tamin’ny fahitana an’i Andry Rajoelina niala an’ Iavoloha.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire