mercredi 15 janvier 2014

JAONA ALIKA




-          Voafitak’i Jaona Elite l’ty ny mponina Atsimondrano a !
-          Fa ahoana ?
-          Ka lasa miaraka amin’ny MAPAR izy. Efa vita sonia hono.
-          Ary raha izany no marina , ireo volavolan-dalàna noresahany tamin’ny propagande  zany, volavolan-dalàna hampanaran-dalàna ny lainga fotsiny.



Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire