-Inona ry Badoda ny antony hamonoan’ny olona tena rehefa faran’ny taona,
- Mety Ratsy be Madama ny révéillon-ny.
- Zay zao enao ry Badoda voa mba namaly marina nandritra ny taom-pianarana.
- Mbola tsy vita Madama , hoy Badoda, dia nitaraina tao amin’ny Facebook izy dia tsisy nanao j’aime.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire