-
Efa misy hono amin’zao ny fifandresen-dahatra eo
amin’ny ankolafy Ravalomanana sy ny HVM.
-
Raha
tanteraka ve zany , tsy ny MAPAR indray no lasa mpanohitra.
-
Tsy
mpanohitra intsony fa mpanotra no fiantso
azy. Hoatran’ny kapoka kobay eo amin’ny hatoky
Rajoelina mantsy izay ka hilan ‘ ny MAPAR izy hanotra azy.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire