vendredi 24 janvier 2014

MPANOLANA



-          Tokony toriana  Hery  fa hanolana.
-          Fa hanolana ahoana ?
-          Ka atsy ho atsy izy hikitikitika  ny vatan ’ i Madagasikara nefa ny fony, Antananarivo, mbola tsy babony  akory.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire