dimanche 19 janvier 2014

PRAIMINISITRA



Miresaka amin’i Paul Rabary, mpanolo-tsaina azy i Hery.

-          Ataovy mpanohitra ny 1er ministre  Président , hoy Paul Rabary.
-          Toerana stratejika izany ve dia omena ny opposition hoy Hery.
-          Ka efa fantatrao ihany , hoy Paul Rabary, fa tsisy ho tanterahantsika ireo fampanantenana natao.
-          Tsy olana izany eh !
-          Tena olana be mihintsy   fa mety hampiongana antsika nge. Dia izay no hanomezana ny 1er ministre ho an’ny opposition. Amin’izay any daholo no mifatratra ny tsiny.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire