mercredi 1 janvier 2014

REVEILLON




Niera hivoaka alina ny zanaky Joma tamin’ny réveillon. Tsy hitany ty farany zay atao ka nangataka soso-kevitra tamin’ny namany izy

-          Inona l’ty no tokony ataoko fa hivoaka alina hono ny zanako vavy amin’ny réveillon ?
-          Hampinano loaka feno sakay izy alohany hivoahany any.
-          Io indray l’ty sy ny hevin-draviny.
-          Fa hevin-dravina ahoana !? Tsisy sahy mikitika nge izy amin’izay  fa  masiaka  ny vodiny.


Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire