dimanche 19 janvier 2014

SAMPONA



Tezitra be dadan’i Bema fa ilay foza orana novidiany namparary ny kibon’ ny fianakaviany. Lasa izy niverina nanatona ilay mpivarotra :

-          Ho toriako enao fa mivarotra sakafo maloto, hoy izy tamin’ilay mpivarotra.
-          Tsy iza no tokony ho torianao fa ny CES.
-          Inona koa no hidiran’ny CES amin’izany ?
-          Ka izy no nahatonga an’io ho sampona , hoy ilay mpivarotra, Andriamanitra efa mba nandatsaka ny orana ihany fa ry zareo tsy nety nandatsaka ny foza.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire