-
Kobon’elà ny teknikan’ny zaza rehefa milalao jeu
ka tsy te hiala eo ambony seza.
-
Mody mitomany .
-
Ary inona ny teknikan’ny mpanao pôlitika
hitazoman’ny sezany ?
-
Mivadika palitao.
-
Ary ny an’ny zandary ?
-
Manapoaka bômba.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire