-
Ilay
filohan’ny CIRGN any Mahajanga nge hono l’ty nanantena ho ampiakarina général nefa tsisy nampiakatra!
-
‘
Zay zany ny antony notifiran’ny mpianatra.
-
Tsy azoko. Hazavao nge ?
-
Mba nitifin-danitra izy dia tsy nahavoa e! Ka tany amin’ny mpianatra no nilatsaka ny
bala.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire