dimanche 19 janvier 2014

TSAKY TOAKA



-          Tena mety  mamo lava l’ty ireo CES ireo.
-          Fa maninona ?
-          Ka tsy nahiliny ny foza.
-          Dia izay ve no mahamamo lava azy ?
-          Ie. Ka tsisy tsaky ry zareo raha nanilika  teo.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire