mercredi 8 janvier 2014

TSY NAHASAHY



 Miresaka Rasoa sy Berthe :

-          Ny ahy ry ty ny vadiko nilatsaka filoham-pirenena fa tsy tafiakatra 2e tour a !
-          Ny ahy indray tonga dia noteneniko tsy hilatsaka fa ho lany vola eo fotsiny.
-          Fa maninona ?
-          Ka manao firaisana avy ary izy 1er tour dia vita, dia mbola hanao inona hilatsaka intsony.



Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire