samedi 15 février 2014

CABARET

 Herinandro alohan'ny Saint - Valentin:



 -       Fa maninona elà ry Bainina no mianatra mikabary.
-       Ka efa manakaiky ny Saint-valentin.
-       Dia maninona ?
-       Ka amin’ny io ihany nge lesy ny olona no vonona handoa vola hijery kabary e.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire