vendredi 28 février 2014

Gros poisson


-       Tokony ho mailomailo aky rehefa mankeny Analakely eny amin’izao. Efa ho samborina mantsy amin’zao hono Mamy Ravatomanga.
-       Dia inona ny tokony hampamailo amin’izany ?
-       Ka ho betsaka indray ny petit poisson eraky ny tanàna fa nitombo ny haben’ny filet e.


Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire