vendredi 28 février 2014

ISAM-BOLANA


Tafaresaka Njato mpitsara sy ny namany

-       Inona ny cadeau mba omen’elà ana  fa anniversaire  nge androany ? hoy Njato mpitsara tamin’ilay namany.
-       Fa cadeau inona foana e ! Tsy voa iray volana lasa moa  izay ny hoe anniversaire an’elà.
-       Ka novaiko isam-bolana ny aho. Rafotsy mantsy tsy mety manao firaisana  raha tsy isaky ny anniversaire-ko

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire