- Maro
amin’ireo sôfera eto Antananarivo hono l’ty no sarahan’ny vadiny a.
- Marina
ny an-dry zareo. Marary be kosa nge
zany hoe lava-body zany no hitsofohana.
- L’ty lesy raha hanao resaka vetaveta
tsy laitra mihintsy.
- Ka
zava-marina nge zany lazaiko zany e. Ny any sofêra nge lasa any amin’ ilay
lavaka kely foana isaky ny manao. Efa zatra miala amin’ilay lavaka be amin’ny lalana mantsy.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire