vendredi 7 février 2014

MAMY HANDRAMANGA



-          Raha izaho l’ty Mamy Ravatomanga  tonga  dia mitsoaka any amin’ny espace a.
-          Fa hitsoaka hanao inona any ?
-          Ka ny président Rajaonarimampianina hono tsy hitsitsy ny mpanondrana Bois de Rose mihintsy .
-          Dia  fomba ahoana  koa no handehanany any amin’ny espace ? Mba misaina oa.
-          Amin’ny alalan’ny sambon - danitra . Tsy efa mba nahavita sambon-danitra manara-penitra  ve ireny bois de rose be dia be nalainy ireny.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire