samedi 15 février 2014

Manondro


-       Ireo MAPAR ireo angamba lesy mihevitra ny vahoaka vendrana mihintsy. Ry zareo nge hono no hanondro ny praiminisitra e.
-       Inona maha vendrana an’azy amin’izany ?
-       Ka efa hitan’ny olona zao fa Beriziky no praiminisitra. Mbola atao inona tondroina ihany.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire