Misy bandy bôgossy kely ao anaty bus. Eo akaikin’ny
fitaratra. Mandrivotra be ny andro Misy sipa mandalo. Mikopakopan-tanana ilay
bandy. Miverina ilay sipa.
- «
Nantsoiny elà za a ? »
sady mi-charme be.
- «
An. An » hoy ilay bandy « mikopakopan-tanana fotsiny a fa tsy laitra
hiainana ny fofon-kelikao »
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire