samedi 22 février 2014

MITAPY


-       Raha jerena amin’ireny valan-dresaka nataony ireny ; efa kely l’ty sisa Rajoelina dia hitapy a.
-       Ka ny lakile an’ Ambohitsorohitra hono nge l’ty efa novain’i Hery .
-       Dia maninona ?
-       Dia izay mampitapy an’i Rajoelina io. Isaky ny alohan’ny hatory mantsy ; alefany eny Ambohitsirohitra foana ny sainy dia zao tsy tafavoaka any zao intsony.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire