samedi 15 février 2014

NIFY


-       Kobon’elà hoe maninona Robinson rehefa miteny dia hafahafa be.
-       Tsy aiko. Fa maninona ?
-       Simba ny nifiny lery.
-       Fa simba naninona ?
-       Niala  fa nihinana foza tsy voaendy

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire