-
Elà
l’ty isaky ny inona no mifoka sigara ?
-
Za
zao vao avy manao firaisana iny dia mandray kely.
-
Tena manome fafin’ny sigara a.
-
Fa
miaro ny aina koa . Maty a raha tsisy azy isaky ny manao firaisana amin’i Rafotsy . Sigara mantsy mamono fofona.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire