-
Fantatra
elà ve hoe maninona Robinson no tsy lany tamin’ny fifidianana filoham-pirenena
teo ?
-
Ka
vola tokony hanaovana propagandy nividianana lery toaka.
-
Ary
maninona indray ary lery no nanaiky ilay valim-pifidianana teo na feno hosoka aza
ilay izy ?
-
Ka
mbola tsy ampy azy ihany ilay toaka novidiana tamin’ny propagandy dia ny vola tao an-trano indray nolaniany. Nisarahan’ny vadiny teo lery raha
tsy nomen’i Hery vola.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire