vendredi 28 février 2014

VAROTRA

 
Mpivarom-damba eny an-tsena miresaka.

-       Tena lasa mpanan-karena r’ty Ledoma.
-       Fa ahoana no nahalalany ty an’izany ? Ngah ty efa niaraka taminy ?
-       Ontso ! Izy fotsiny lasa tsy miady varotra intsony.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire