- Kobon’elà
hoe maninona no nalana ny DG ACM
a ? hoy Ledoma
- Ilay
izy namoaka NOTAM tsy amin’ny tokony ho izy .
- An !
An !, hoy Ledoma , ilay izy tsy manara maso ny lanitra antsika.
Amin’izao nge ka manidina daholo izay sipa te hanidina e.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire