vendredi 7 mars 2014

FAKO



Avy nividy entana tao amin’ny shoprite Rakoto. Nalaelo be izy raha nahita olona mitsindroka fako efa lena ny orana teo ivelany. Nantsoiny ilay mpitsindroka . Hoy izy : «  Ndao ho any aminay fa any ny fako mbola maina tsara »

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire