Ho any amin’ny tranony sipany vao voalohany Bema. Nividy
kapôty teo amin’ny mpivarotra iray izy alohany handehanany any. « Ty zoky
mba hanaovy kapôty roa. Mba asivo sachet fa tsy tiako hitany Dadan’ilay sipa.
Ho ataoko mahita mantsy ny zanany vavy androany ». Hoy izy avy
eo : « Ary sao dia mba fantatrao hoe aiza ho aiza eto no misy
an-dry Onja ». Hoy ilay mpivarotra nitabataba be: « Onja a !
tsy ilaiko mivoaka eo ianao ».
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire