jeudi 24 avril 2014

AM-PO


-       Ahoana elà sy Berthe ty ry Lefeno a ? Mbola miaraka ve lisany e ?
-       Za lesy tsy tia an’iny intsony an.
-       Io indray l’ty. Am-bava tsy tia nefa am-po manina ihany.
-       Ka za nge lesy mba te hitovy amin’ny dadanay e ?
-       Fa Dadany lisany maninona ?
-       Minisitra ny tetezamita teo aloha. Nanaiky niala teo amin’ny sezany na am-po ary izy mbola te hijanona.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire