Miady tany amin’ny fianakavianany Bema. Hoy izy tamin’ny
vadiny : « Omeko an-dry zareo angamba chérie ty tongon-tsezantsika
ty. Mety tsy ho tezitra intsony ry zareo amin’izay. »
« Io indray enao sy ny hevin-dravinao » hoy ny vadiny. « Fa
hevi-dravina ahoana, hoy Bema nisafoaka, tamin’ity ary seza iray fotsiny dia nampihavam-pirenena dia
tongon-tseza ve dia tsy ampy hampihavam-pianakaviana e»
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire