Tany am-pianarana. Nilaza ny mpampianatra an-dry Ledoma
fa hoe Madagasikara francophone.Tsy nanaiky an’izany mihintsy nefa
Ledoma. Nanontaniany mpampianatra ary ny antony. Hoy Ledoma namaly azy «
Ka ntsika nge madama tsy téléphone ny frantsay fotsiny fa marionnette-ny
mihntsy »
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire