Filaharam-be mihintsy hono ny teny amin’ny Colbert hametraka
CV ho minisitra.
- Ka
elaela nge lesy ny manao radio e.
- Fa
radio ahoana e ?
- Radio fitarafana lesy a. Amin’ny maha radiologiste
an’i Kolo Roger nge dia tarafany aloha hoe mba misy zavatra ve ao
amin’ny lohany ireo te ho minisitra
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire