jeudi 24 avril 2014

Ho any an-danitra


Nisy vehivavy marary mafy nanatona pasitera iray.

«  Efa ho faty a ty Pasitera fa inona tokony ataoko mba hahazoako ny fanjakan’ny lanitra a » hoy izy mitomany be. «  Miboridana ! » hoy ilay pasitera. Gaga ilay tovovavy ka nanontany hoe maninona izy no tokony hiboridana. Zao navalin’i Pasitera azy : « Ka tsy afaka hitondra anao any amin’ny lanitra fahafito aho raha miakanjo enao. »

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire