Nisy namaky ny tranon’i Lalatiana. Nataon’ny polisy ary ny
enquête. Nanontany ny mpiray vody rindrana taminy ary ry zareo hoe ngah tsisy
naheno mihintsy ilay antso vonjy nataon’i Lalatiana. Zao navaliny ireo rehetra
nanontaniana : « Tena henonay mihintsy ilay izy sefo fa tsy
noheverinay hoe antso vonjy, lazainay fa mbola tabatabany iray indray iny hitaona
ny olona hi-grevy »
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire