- Rachrisy
iny hono l’ty tia manapatapa-teny rehefa miresaka.
- Zany
ve. Inona no hilazain’ialahy an’izany?
- Ka farany teo nge izy niteny hoe ny
nanalana azy tsy ho filohan’ny antenimeram-pirenena hono dia noho izy vehivavy.
Jereo notapahany ilay hoe miseho milay.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire