mardi 15 avril 2014

Matory


-       Hitako lesy ny gasy no mahantra. Hay matory fotsiny ireo ao amin’ny governementa.
-       Io indray l’ty sy ny laingany.
-       Tsy mandaingan’elà izany aho. Raha tsy matory ve ireo dia maninona no atsangan’i Kolo Roger

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire