Miresaka Bainina sy Bema namany :
- Hatramin’izao
l’ty toa mbola tsy tratra ihany ilay nanapoaka bômba teny Mahamasina a.
- Ngah
iny ho tratra intsony e.
- Fa
ahoana ?
- Ka
ilay nanapoaka ihany ve no mikaroka. Inona no hita eo.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire